FEPETRA ANKAPOBENY MOMBA NY FIVAROTANA
MPF – Votre plateforme e-learning de confiance. Découvrez nos engagements pour votre réussite.
Ny fisoratana anarana sy ny fandoavana ny saram-pianarana dia midika fa manaiky ireo fepetra ankapobeny ireo ny mpianatra.
1 – Momba anay
Ny MPF dia plateforme e-learning ara-dalàna manana NIF sy STAT, izay manolotra fiofanana an-tserasera (en ligne) amin’ny programme de formation samihafa.
2 – Fisoratana anarana sy fandoavana vola
Ny saram-pianarana dia aloa mialoha vao afaka manomboka mianatra.
Rehefa voaray saram-pianarana dia mahazo login sy mot de passe ny mpianatra avy hatrany ary afaka misitraka ny tolotra rehetra.
Raha mampilaza ny mpampianatra mialoha amin'ny tsy fahafahana mianatra dia tsy asaina anaty fe-potoana ny fotoana nanapahana fa raha tsy mampilaza kosa dia isaina.
Rehefa tapitra ny fe-potoana fianarana dia désactivé ny login ary mijanona koa ny fifandraisana amin’ny mpampianatra sy ny assistance amin’ny WhatsApp.
Marihina fa samihafa ny saram-pianarana arakaraka ny programme de formation.
4 – Garantie sy famerenam-bola
Raha avy amin’ny MPF ny olana
Averina 100% ny saram-pianarana.
Documents nécessaires :
- Nom d'utilisateur
- Capture d’écran ny resaka tamin’ny mpampianatra
- Porofon’ny olana tsy voavaha (24h)
- Laharana handefasana ny vola
Raha tsy avy amin’ny MPF ny olana
Ny famerenam-bola dia miankina amin’ny ampahany amin’ny fiofanana efa vita.
3 – Fotoana fianarana
Plateforme
24h/24 sy 7j/7
Mpampianatra
08h00 – 12h00
14h00 – 20h00
Ny fotoana hamalian’ny mpampianatra dia mety hiankina amin’ny isan’ny mpianatra miandry.
Tsy misy valin-teny ny Alahady
Famaranana
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mifandray aminay amin’ny contact ao amin’ny plateforme.
Misaotra anao nisafidy ny MPF
